|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ha~ina
Sokajin-teny  2  tsirinteny saradroa [Fitanisana]

Teny iditra (2/2)3  haina
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 fototeny tsotra niavian' ny fototeny mivoatra hoe maina. Amin' ny Betsileo anefa dia mbola miasa manokana ihany koa ny hoe haina. Ohatra: Haino eo ambony afo eo itoy lamba itoy [1.10#H.75]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  10 ahina, 11 anahy, 12 an' iha, haina, ha~ina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13