|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hafanana |
| Fototeny | 2 fana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Firehidrehitra, fangotrakotraka: Ny hafanan' ny afo no mahamasaka ny nahandro.
5 Fanevokevoka, figaingaina: Mila tsy ho tanty ny hafanàn' ny andro amin' ny aty fahavaratra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 Heat, sultriness..
[1.2] 7 warmth, heat. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 chaleur.
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 fahanana, 12 fanahàna, fanahana, 13 hafanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|