|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hadaladalana |
| Fototeny | 2 adaladala |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Ohatra |
4 Hatramin' ny nisamborana an' i Dadafara moa, tsy nisy nampiseho hadaladalana mihitsy izahay tao amin' ny sekoly, na lehibe na kely.
[2.472]
5 Mbola ampahafirin' ny ho hitanareo izao miseho izao raha mitohy izany ny hadaladalanareo. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|