|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 habe |
| Fototeny | 2 be |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny zavatra na olona lehibe, halehibe, hangeza: Ny haben' ny volana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 grandeur
[1.13] 6 ampleur, grandeur, volume [Vezo] [1.68] |
| Ohatra |
7 Ty habeñe la ie riake io (Sa superficie est comme celle de la mer)
[1.68]
8 Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango. [2.471] |
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 beha, habe, 12 heba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|