| Entrée | 1 habangana |
| Radical | 2 banga |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Toetran' ny olona banga, izany hoe nahafahana ny nifiny: Ny habangany no tsy ahaizany miteny tsara Tsy fahampiana, tsy fahafenoana: Amin' izao nahalasanan' Itompokolahy izao, dia azo lazaina fa misy habangana lehibe eto amin' ny fokontany [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|