|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  godoñy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 oram-baratra, varatra. [Taifasy] [1.78]
Voambolana  4  Haitoetrandro

Teny iditra (2/3)5  godony
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 zahatra. [Sakalava] [1.78]
Tsipelina hafa  8 kodony
Tovy hevitra  9 lakakihefo, lakatalatala

Teny iditra (3/3)10  godony
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 (probablement de godona) Nom donné aux herbes qui poussent très dru dans les terrains cultivés. Surtout : Cynoglossum cernuum Baker et Cynoglossum discolor Baker (Borraginaceae). On les confond souvent avec des Myosotis. [Merina, Betsileo] [1.196]
Voambolana  13  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  14 dongio, 15 godony, godoñy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10