| Entrée | 1 goavambe |
| Mots élémentaires | 2 goavana, 3 be |
| Partie du discours | 4 adjectif |
| Explications en anglais |
5 huge, immense and good looking. See goay [1.2] 6 huge, enormous [1.7] |
| Explications en français |
7 énorme [1.8] |
| Exemples |
8 Teo ankavia sy ankavanako, nisy Mainty hoditra roa lahy goavambe.
[2.471#57]
9 biby goavambe toy ny ombilahindrano, sy vorona vaventy toy ny epiorinisy no nonina tamin' ireny ala ireny. [2.113#7] |
| Synonymes | 10 goay, goaibe, goavana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|