| Entrée | 1 gehina |
| Radical | 2 geka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Terena, fehezina: Nogehiny tamin' ny hetra ny valahany ~ Geho tsara ireto entana ireto tsy hivaha Giazana, tsy avala hivoaka: Geho ao an-trano ireto ankizy ireto Terena hiasa: Nanao tiatia kilalao izay aho ka nogehin' i Dada roba hianatra [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be tied, to be bound, to be confined, to be forced, to be constrained [1.2] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 10 2 combinaisons de ce mot |
| Autres orthographes | 11 gaihina |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|