| Entrée | 1 gazetiboky |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 gazety misarim-boky mba hamoahana vaovao ary mivoaka tsy tapaka amin'ny fotoana voafetra [1.13] |
| Explications en français |
4 revue [1.13] |
| Synonymes | 5 revio |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|