|
|
|
|

Teny iditra1  gasigasy
Fototeny  2 gasy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 manana fombafomba gasy, toetoetra gasy [1.1]
5 manana fombafomba aman-toetoetra gasy: Miezaka ny ho gasigasy ireo vahiny sarimonina eo amintsika [1.62#472]
Ohatra  6  Manana sasin-kira gasigasy izany hira vahiny izany [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Fivaditsoratra  gasigasy, 8 gisagisa

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08