|
|
|
|

Teny iditra1  frantsay
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Frantsa: Mahatratra 50 tapitrisa mahery ny isan' ny Frantsay
4 Mikasika an' i Frantsa, an' i Frantsa na avy any Frantsa: Anisan' ny teny mazava ary azo ilazana angolan-kevitra ny teny frantsay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a Frenchman
6 French [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 français [1.8]
Mpanahaka  8  frantsa, 9  frantsa
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09