Entrée | fotsy rora | |
Mots élémentaires | fotsy ; rora | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Ilazana ny olona tsy ankatoavina ny anatra na torohevitra omeny: Aza atao fotsy rora ireo ray aman-dreninareo! [1.1] | |
Explications en anglais | Used of one who cannot be believed, or one whose words are disregarded. [1.2] | |
Who speaks but is not listened to [1.7] | ||
Explications en français | Dont les ordres sont négligés [1.8] | |
Anagrammes | fisarotro, fotsy rora |
Mis à jour le 2023/05/21 |