|
|
|
|

Teny iditra1  fototr' aretina
Singan-teny  2 fototra, 3 aretina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 antony nahatonga ny aretina iray [1.1]
6 mikrôby na viriosy mitondra aretina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7 [aretina, disease.] An uncertain event, an undefined period, a doubtful issue. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 agent pathogène [1.13]
Voambolana  9  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12