|
|
|
|

Entrée1  fotabe
Mots élémentaires  2  fotatra, 3  be
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  karazan-kazo amin' ny antokon' ny Myrtacées, maniry amin' ny fasika eny amoron-dranomasina. Mahatratra 10-12 metatra ny haavony ary 35-50 stm ny habeny. Lehibe sady tsara fofona ny voniny. Ny voany dia misy rirany efatra; izany no anaovan' ny Vazaha azy hoe satroborin' ny eveka (bonnet d'Evêque, bonnet carré). Fotsy ny hazony, malemy sady maivana, nefa tsy mateza. Ny voany dia atao famamo trondro. [1.10]
6  karazan-kazo [Betsimisaraka] [1.78]
Explications en français  7  (de fotatra et be : grand) Barringtonia butonica Forst. (Lecythidaceae), voir fosatra, fotatra, etc. [Sakalava, Betsimisaraka] [1.196]
Vocabulaire  8  Botanique: arbre
Analogues  9  atafana
Nom scientifique 
Illustrations 

Anagrammes  10 Betafo, 11 fotabe, 12 tafo be

Mis à jour le 2025/09/13