Entrée forofotra (rofotra)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny hoditra mivotrovotro voan' ny bontsimbontsina kely madinika
¶ Bontsimbontsina kely madinika, votrovotro: Forofo-nendra ireny amin' ny tarehiny ireny
¶ Rakotra bontsimbontsina kely madinika, rakotra votrovotro [Rajemisa 1985]
 mandrotsindrotsina amin'ny hoditra mariky ny fisehon'ny aretina ety ivelany [SLP 1986]
Traduction anglaise a kind of scabies which rises in small thick pimples. [Richardson 1885]
Traduction française éruption, bouton [SLP 1986]
Vocabulaire 
Dérivations 
Synonymes kilo

Mis à jour le 2020/07/31