Entrée fo milafi-karena (fo, lafika, harena)
Partie du discours locution
Définition malgache tsy mitsitsy tena na kely aza amin' ny fihariana, amin' ny fitadiavan-karena; matoky ny harena ananana ka sahy manao na inona inona [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise [lafika, a bed, bedding, harena, wealth.] Used of one who makes riches his chief object in life; lit. a heart reposing on riches. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2020/07/31