|
|
|
|

Teny iditra1  folo vava
Singan-teny  2 folo, 3 vava
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza olona mpitsoa-teny, mivadika ny teny natao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 Same as fito vava and maro vava. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12