|
|
|
|

Teny iditra1  folo-tao-maty
Singan-teny  2 folo, 3 taona, 4 maty
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza fotoana naharitra ela be [1.1#380]
7 ilazana fepotoana heverina ho ela loatra nijanonan' olona tany amin' ny toerana iray: Nitoetra tany folo tao-maty izy [1.1#927]
Voambolana  8  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12