|
|
|
|

Teny iditra1  folaka andro
Singan-teny  2 folaka, 3 andro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 amin' ilay fotoana ahitana ny masoandro mandrorona midina miankandrefana, eo anelanelan' ny amin' ny 3 sy amin' ny 4 ora hariva [1.1]
Voambolana  6  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12