|
|
|
|

Teny iditra1  fola-damosina
Singan-teny  2 folaka, 3 lamosina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 folaka toa tsy afaka mitraka ny lamosina.
6 Reraka noho ny fikarakarana (fibabena) ny zaza notezaina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 Very tired and having a pain in the back..
8 a word used in reproaching children for ingratitude to one who nursed them on her back. [1.2]
Voambolana  9  Fahasalamana
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02