|
|
|
|

Teny iditra1  fofom-bady
Singan-teny  2 fofo, 3 vady
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 a betrothed wife [1.2]
6 a fiancé [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 fiancée [1.8]
Ohatra  8  Ny vady sy ny fofombady, hono, samy hafa. [2.643#]
9  Tsaroako terý Ikemba fofombady malalako! [2.499#]
Tovy hevitra  10 vady fofo
Lahatsoratra  11 Randzavola: fofombady ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12