|
|
|
|

Teny iditra1  fizidina
Fototeny  2 zidina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban' ny olona mizidina, izany hoe mijoro mijaridina tsara. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fidizina, 6 fizidina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12