|
|
|
|

Teny iditra1  fizarana
Fototeny  2 zara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitantanana: Fizarana lova.
5 Fitokotokoana: Fizaran' ny tafika ho antokony telo.
6 Fisampanana: Eto no fizaran' ny lalana roa: ny iray mianavaratra, ny iray mianatsimo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 distribution; a part of something. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 action de partager; une division, un chapitre. [1.8]
9 adaptation, familiarisation, entraînement; distribution, division, rubrique. [1.13]
Ohatra  10  Misy fizarana firy io tantara io? [2.314#]
11  indrindra ny fizarana ny tanimbary. [2.508#]
12  Hisy manko fizarana loka amin' io andro io. [2.356#]
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 12 amin' io teny io

Fivaditsoratra  14 fanazary, 15 fizarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09