|
|
|
|

Teny iditra1  fivotretrika
Fototeny  2 votretrika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona na biby mivotretrika, izany hoe mitangorona mifanety, mifanizina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12