|
|
|
|

Teny iditra1  fivoatra
Fototeny  2 voatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona mivoatra, izany hoe miova ho tsaratsara kokoa. [1.1]
5 fiampitana miandalana amin'ny dingana manaraka. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 évolution. [1.13]

Fivaditsoratra  7 fiavotra, 8 fivoatra, 9 tafavory, 10 voafitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12