| Entrée | 1 fivitranana |
| Radical | 2 vitrana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fizairana lamba roa ambainy ho iray: Lamba mafy ity; eo amin' ny fivitranany angaha izy no mety ho rovitra Firindrana: Irina ny fivitranan' ny fihavananareo [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|