Entrée fiviliana (vily)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiolahana, fiolehana: Eto ny fiviliana mankany Viliahazo
Fisafelehana: Ny fivilianay tany amin-dry nenitoa no tsy nahatongavanay tamin' ny 8 ora marina
Fialana, fivionana, fihodivirana: Ny fiviliana tamin' ny lalana tsara no nahatonga azy ho jioiahy toy izao [1.1]
Explications en anglais The act of turning aside; a fork in the road [1.7]
Explications en français Action de dévier, de s'écarter; branchement de la route [1.8]

Mis à jour le 2023/01/20