|
|
|
|

Teny iditra1  fivetraka
Fototeny  2 vetraka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona mivetraka, izany hoe mipetraka amin' ny tany ka mitsotra tsara ny tongotra roa. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12