| Entrée | 1 fivelarana |
| Radical | 2 velatra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fisokafan' ny zavatra iray nikombona na nihorona: Fivelaran' ny boky / Fivelaran' ny raozy Fotoana isehoan' ny hery na hatsaran' ny zavatra iray: Matokisa fa fotoana fivelaran' ny sain' ny zaza indrindraizao taonany izao Fitsorana mivalampatra tsara: Akory izany fivelarany teo ambony posy Fihaingoana, firaratana: Fivelaran' ny olona ny andro fety [1.1] |
| Explications en français |
5 développement, épanouissement, expansion [1.13] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|