|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fivazizoana |
| Fototeny | 2 vazizo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fitariavana tsisy farany; fitomaniana lavareny mahasosotra: Mahasorena ny fivazizon' io zaza io fa ento mivoaka any.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5 fivazizo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|