|
|
|
|

Teny iditra1  fivaviana
Fototeny  2 vavy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Organa amin' ny tenan' ny olombelona amantarana ny maha-vavy. [1.1]
Ohatra  5  Ny totohondry no anehoana ny fivaviana ary ny tanana mipepeka azy io no anondroana ny filahiana. [1.519#]
Voambolana  6  Haiaina
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  8 fanivaiva, 9 fivaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09