Entrée fivatra (vatra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny olona mivatra, izany hoe misy dian-kapoka na diam-patorana, mivanditra azon' ny famelezana [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20