|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fivantanana |
| Fototeny | 2 vantana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fandehanana manitsy avy hatrany: Nahazendana ahy ny fivantanan' ilay olona nankeo amiko, nefa tsy fantany velively aho.
5 Fandehanana tsy misy mitana: Ny fivantanan' ilay fiarakodia teo amin' ny fidinana no nahabe ny maty. 6 Fitenenana tsy misy fitsimbintsimbinana:Tsy azoazoko ny fivantonan' ny tenin-dRangahy iny. 7 Toerana faleha avy hatrany: Itỳ no trano fivantananay rehefa miakatra. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|