|
|
|
|

Teny iditra1  fivanikana
Fototeny  2 vanika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fampisehoana ny nify, na ho fihomehezana tsotra na ho mari-pahatezerana.
5 Tsy fahakombonan' ny vava noho ny harerahana mafy. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fikavinana, 7 fivanikana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12