|
|
|
|

Teny iditra1  fivalahetraka
Fototeny  2 valahetraka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona mivalahetraka, izany hoe mipetraka mitsivetraka fa reraky ny hakiviana. [1.1]
Tovy hevitra  5 fivalaketraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12