|
|
|
|

Teny iditra1  fivahiniana
Fototeny  2 vahiny
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandehanana any an-tany lavitra, any an-trano na tanin' olona ka mandalo ihany fa mbola hiverina any an-tanin' ny tena: Nanao ahoana ny fivahinianao tany Belzika? / Fivahiniana ihany ny fiainana eto an-tany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07