|
|
|
|
Teny iditra
1
fitsoriaka
Fototeny
2
tso
ri
aka
Sokajin-teny
3
anarana
Fanazavàna teny malagasy
4
Toetran' ny olona na zavatra mitsoriaka, izany hoe miriotra, mandositra manao tsoa-pe.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12