|
|
|
|

Teny iditra1  fitsofotra
Fototeny  2 tsofotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mitsofotra, izany hoe milentika (masoandro, andro, volana...): Niasa foana izy ambara-pitsofotry ny andro. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12