|
|
|
|

Teny iditra1  fitsoahana
Fototeny  2 tsoaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fialan-javatra amin' izay nisy azy: Tsy dia henoko naharary loatra ny fitsoahan' ilay nifiko.
5 Fandosirana: Tsy nisy nahita, hono, ny fitsoahan' ireo gadra vahiny roa lahy.
6 Fivadihana ny teny nomena: Tsy mety izao fitsoahana amin' ny teny natao izao; izany no ilay nolazain' ny Ntaolo hoe fitsoahana orim-bato. [1.1]

Fivaditsoratra  7 fitosahana, 8 fitsaohana, 9 fitsoahana, 10 tafahosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12