|
|
|
|

Teny iditra1  fitsitaitaika
Fototeny  2 tsitaitaika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mitsitaitaika na milatsaka tsy misesy fa mahalana, na maneno mahalankalana, na tsy tonga indray miaraka fa tsikelikely. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12