|
|
|
|

Teny iditra1  fitsintsina
Fototeny  2 tsintsina
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mitsintsina, izany hoe mitondra zavatra amin' ny tanana an' ila fotsiny.
5 Azo tsintsinina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12