| Entrée | 1 fitsinkafonana |
| Radical | 2 tsinkafona |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fihevahevana eny ambony rano tsy mety milentika: Ny mahatonga ny fitsinkafonana, dia noho ny tenan' ilay zavatra maivana noho ny rano Fitrangan-javatra nafenina ho hitan' ny be sy ny maro: Menatra tsy te hijery olona izy noho ny fitsinkafonan' ny lainga be nataony [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|