|
|
|
|

Teny iditra1  fitsininganingana
Fototeny  2 tsininganingana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona mitsininganingana, izany hoe mihindrahindra, mipelipelika, mihavatravatra, mihefikefika. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12