|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsingoloka |
| Fototeny | 2 tsingoloka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetra na fomban' ny olona na zavatra mitsingoloka, izany hoe mirona ka ny loha no lasa ambany, na mitady hanambaka an-kafetsena, na mila vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|