| Entrée | 1 fitsinginana |
| Radical | 2 tsingina |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fandraisana (zavatra) amin' ny loha rantsana: Nahasosotra ahy ny fitsinginany ilay taratasy nomeko azy, ohatra ny dia zavatra maloto Fakana izay voafihina amin' ny loha rantsana, izany hoe zavatra pitiny kely [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|