Entrée fitsinganga (tsinganga)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra mitsinganga, izany hoe miainga ila: Maharatsy ny bikan' ny lohanao ny fitsingangan' ny volonao [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05