|
|
|
|

Teny iditra1  fitsindrantsindranana
Fototeny  2 tsindrantsindrana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fikorontànan' ny volo fa misy mitsangantsangana na mitsingatotra.
5 Fipelipelehan' ny zazavavy tsy mahapetraka fa manketsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12