|
|
|
|

Teny iditra1  fitsikiakianana
Fototeny  2 tsikiakia
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fampihomehezana, fanaovana hatsikana, famazivaziana, fisangisangiana: Lany ny andro tamin' ny fitsikiakianan' io tovolahy io. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12