|
|
|
|

Teny iditra1  fitsetsoka
Fototeny  2 tsetsoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban' ny olona mitsetsoka, fomba enti-mitsetsoka, izany hoe manao teny tsy misy kitotony, mipentsompentsom-bava, mitsaontsaom-bava. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fikotsetsa, 6 fitsetsoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12