|
|
|
|

Teny iditra1  fitsentsitra
Fototeny  2 tsentsitra
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mitsentsitra, izany hoe mitroka ranon-javatra amin' ny vava.
5 Azo tsentsefina: Vatomamy fitsentsitra itony fa tsy fitelina avy hatrany akory. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12